|
|
|
|

Teny iditra1  hadino
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
4  tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  forgotten [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  oublié [1.3#202, 1.8]
7  dont on ne se souvient pas [1.3#202]
8  pardonné [1.3#202]
Ohatra  9  Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69]
10  Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :

Fivaditsoratra  18  daniho, dinaho, hadino, hodina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18