|
|
|
|

Teny iditra1  hady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.]
5  [1.7] a pit, a hole, a ditch
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.5#131] fossé; action de creuser
Ohatra  7  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
8  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
9  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaran-toerana 
Lohateny  33  Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny hady io
Teny nalaina  35  Soratra misy io teny hady io

Fivaditsoratra  36  dahy, -dahy, diha, hadi, hady, hida

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08