Teny iditra (1/3) | 1 haratra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of shaving |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de se raser |
Ohatra |
6 Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424#] 7 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#] |
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/3) | 14 haratra |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano 17 [1.78] [Sihanaka] hazo lolohavin'ny andriambo |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] the purlins in the roof of a house. 19 [1.7] a purlin or lengthwise stringer under a roof |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.8] les pannes des toits |
Mpanahaka | 21 haraboalavo, mitataoharatraambany, mitataoharatraambony |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 23 haratra |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.7] aratra |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.8] aratra |
Fivaditsoratra | 27 aharatr, haratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |