Teny iditra | 1 helika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] the armpit |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] aisselle |
Ohatra |
6 Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika. [2.424#] |
Voambolana |
7 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny helika io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |