Teny iditra Homalium
Sokajin-teny anarana
 Homalium albiflorum var. leucophleum : hazomby, tsivalandra
Homalium albiflorum : hazoadala, hazoambo, hazombiby, janganitafotsy, lalipito, lalipitonala, lalompito, lohariana, malazavoavy, revy, takonandro, tratramborondreo, trongindambo, tsitakonandro
Homalium axillare : fotsimavo, hazombatofotsy, hazombatovavy, hazondreana, lasiravina, marankoditra, nifinjaza, ramiavo, taimboalavo, tsivelomatavy, zahamena, zora
Homalium brachystylum : mantsapoty
Homalium brevipedunculatum : roandriana, rohandriana
Homalium cauliflorum : tsimorika
Homalium humblotii : marakoditra, mataditra
Homalium involucratum : zamalotra
Homalium laxiflorum : tsitakonala
Homalium longistaminum : tsimalambo
Homalium louvelianum : gaviala, goviala
Homalium maringitra : maringitra
Homalium microphyllum var. delphinense : fotsivony, hazofotsy, nifinjaza, voanjoala
Homalium microphyllum : nifinjaza
Homalium moniliforme : hazontsindrano, rohitra
Homalium nobile : paka
Homalium nudiflorum : marakoditra, marankoditra, voasorindry
Homalium oppositifolium : kasaka
Homalium parkeri : marakoditra
Homalium planiflorum : haraka, hazombalovavy, soaravina
Homalium sanguineum : zanahy
Homalium scleroxylon : marakoditra, marangatodika, marankoditra, voapaka, voapoamena
Homalium sp. : hazombilahy, tanatanampotsy
Homalium stelliferum : tanatanapotsy
Homalium tetramerum : hazomby
Homalium viguieri : vasorindrina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17