Teny iditra Ikakibe (i, kaky, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana frantsay grand-père [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra 
1Hanao inona àry Ikakibe? [FOFAFIPE: Tongavola, takila 83]
2Nony efa tapitra dia mihohoka amin' ny tany izy ka manao hoe: "Mihainoa, ry Ikakibe any ambanin' ny tany; [Dahle: Angano, takila 254]
Teny nalaina 

2017/09/05