Teny iditra ila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ilany [1.78]
 Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato
Lanimandry, lafy
Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao
Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara
Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2]
 The side, a half [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Côté, moitié [1.8]
 Moitié, façade, membre, flanc [1.13]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Mpanahaka  tehezana ~ takiba
Ohabolana 

Teny iditra ila
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (root) [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra ila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31