|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Itasy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.11]
Ohatra  4  Ny any amoron' itasy fararanon-tatamo; [2.346#43]
5  Tato aoriana dia nankany itasy indray Ranavalona. [1.437#]
Voambolana  6  Haitoetany: renirano, farihy
Lohateny  7  Ranonivola tao amoron' Itasy : ny fahoriana vokatry ny hatsaran-tarehy (Nivondrahona)
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny Itasy io
Sary 

Teny iditra (2/2)10  Itasy
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo
Voambolana  13  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
37  38 

Fivaditsoratra  39  asity, Itasy, itsia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21