Teny iditra Itompokolahy (i-, tompo, -ko, lahy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [Malzac 1893]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Ratompokolahy
Mpanahaka  Itompokovavy
Ohatra 
1Itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 194]
2Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' Itompokolahy rainareo iny e! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 185]
3Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2017/09/06