Teny iditra Itompokovavy (i-, tompo, -ko, vavy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Ratompokovavy
Mpanahaka  Itompokolahy
Ohatra 
1Ankizy dimy no zanany tamin'Itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [Rajaonarivelo: Bina, takila 85]

2017/09/06