Teny iditra | 1 Ratompokolahy |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.66, 1.5] feu 5 [1.5] le défunt, le regretté |
Ohatra |
6 [2.643] ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. 7 [2.296] Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. |
Voambolana |
8 Teny fanajana |
Singan-teny | 9 ra-, tompoko, lahy |
Tovy hevitra | 10 itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy |
Tohi-kevitra | 11 ratompokovavy |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny Ratompokolahy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |