Teny iditra Ratompokovavy (ra-, tompo, vavy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay feue [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995]
 la défunte, la regrettée [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Itompokovavy
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra 
1ratompokovavy reninay (feue notre mère) [Rakotonaivo 1993]
2Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 117]

2017/09/06