|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  iva
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] low
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8, 1.13] bas
Tohi-kevitra  6  avo
Mpanahaka  7  fohy, botry, zeny, bozeny, botetaka, ivadiaiva, misafosafoaminnytany, mirefarefaaminnytany, kely, boteta
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)12  iva
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Bara]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/3)16  Iva
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18  [2.996] Ivah
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.996] Ivva
Voambolana  20  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21  Toko sy andininy momba Iva

Fivaditsoratra  22  AVI, avy, iva, vay, via

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21