|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kamarabe
Singan-teny  2  kamara, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] Femelle de caméléon
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  7  kamaitso, kamora, soamarandrana, tanavavy

Teny iditra (2/2)8  kamarabe
Singan-teny  9  kamara, be
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.415] Se disait des épouses méchantes
Ohatra  12  ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09