Teny iditra | 1 kaodikaody |
Fototeny | 2 kaody |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] shy, timid, wild |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] méfiant, sauvage, craintif |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 kaody |
Mpanahaka | 12 haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny kaodikaody io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |