Teny iditra kapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] Sokatra [1.78]
Voambolana 

Teny iditra kapika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voanjombazaha [1.1]
 Voanjo lava [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Arachide, pistache, cacahuète [1.13]
  [Bara] (de mpika ou pika, onomatopée, bruit que fait la coque du fruit quand on l'écrase). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). L'arachide, plante cultivée pour ses graines riches en matière grasse ; aliment et matière première d'huilerie. [1.196]
Anarana siantifika Arachis hypogaea
Ohatra 
1Mamboly ary mamokatra kapika ny mpamboly. [2.445]
2Ny kabaro sy ny hasy kosa, ary ny kapika sy ny voanemba indraindray no fivarotra. [2.606]
Voambolana 
Tovy hevitra kapiky ~ voanjo katra ~ voanjom-bazaha ~ voanjopika
Mpanahaka  voanjolava

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31