| Teny iditra | 1 sokay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 lime
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 chaux
[1.8] |
| Ohatra |
6 Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana.
[2.499#]
7 Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [2.48] |
| Voambolana | 8 Simia |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 akiso, 20 isoka, 21 kaosy, 22 kiosa, 23 kisoa, 24 osika, 25 saoky, 26 sioka, 27 soaky, sokay, 28 sokia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|