Teny iditra diamondra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely
¶ Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay diamant [SLP 1986]
Ny fihaviany Frantsay: diamant.

2012/11/01