|
|
|
|

Teny iditra1  falia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-bato tena mafy izay ampifampipehina mba hahazoana pitik' afo
Ohatra  4  [2.508#] Hakariny aty amintsika ny tafondro sy ny basy sy ny vanja sy ny vato falia sy ny bala fa izany no entina mamory ny tany sy ny fanjakana, entina miaro ny vady aman-janakareo, fa ireny no androatokom-panjakako ka milaza aminareo aho fa izay no sitrapoko.
Tovy hevitra  5  vatoafo, vatofalia
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny falia io

Fivaditsoratra  17  afaly, alafi, alafy, falia, fiala, lafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21