Teny iditra marbra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vatovandana

2009/02/23