Teny iditra (1/2) | 1 kiady |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a pole with a tuft of grass used to mark property rights |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit |
Tsipelina hafa | 6 kady |
Mpanahaka | 7 voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny kiady io |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 13 kiady |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.8] éclaireur (laic); cf. skoto, tily |
Fivaditsoratra | 17 daiky, dikai, kiady, kiday |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |