Teny iditra kitsak > kitsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny hitsaka [1.1]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra kitsak > hitsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Hosy, fihosena [1.78]
 Fanosena amin' ny tongotra; fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, faniratsirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A footprint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Empreinte du pied [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra