|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kizo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy
Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany
Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#342] Route battue, grande route
terme de fanorona: état de celui qui n’a plus qu’on pion à jouer, après quoi l’adversaire les lui rafle tous d'un seul coup
ruine progressive de quelqu’un qui fut riche et a qui il ne reste presque plus rien, ou dont la descendance tombe dans la misère
terme de sikidy
espèce de monnaie autrefois
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  kizo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] [Betsileo] Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.196] Nom donné à la gomme-gutte tirée des divers symphonia (Clusiaceae). On l'emploie surtout comme glu pour piéger les oiseaux et pour emmancher les outils. Mais elle est souvent employée par les mpimasy à la manière de l'encens, pour impressionner les malades. L'arbre qui la fournit s'appelle plutôt kiza. [Betsimisaraka]
17  [Sihanaka]
18  [Tanala]
19  [Betsileo]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  21  kizo, kozy, zoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02