Teny iditra (1/6) | 1 lala |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara]
fantatra 4 [1.78] [Bezanozano] fantatra: lalako: fantatro; tsy lalako: tsy fantatro 5 [1.1] Fantatra (any anindran-tany) |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] (utilisé comme adjectif dans les provinces) connu, aimé, chéri |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/6) | 13 lala |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry lala |
Teny iditra (3/6) | 16 lala |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Ba na paikan-kira |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3#375] rythme du chant |
Voambolana |
20 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 25 lala |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] Fisaonana ny vady maty |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.3#375] deuil des époux |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/6) | 31 lala |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
33 [1.1] Fikarakarana, fitsimbinana |
Fanazavàna teny frantsay |
34 [1.3#375] épargne, soins |
Teny iditra (6/6) | 35 Lala |
Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [5.fr.https://oceanindien.revues.org/1391] pseudonyme de l'auteur de Ny Tanindrazako (tononkalo) |
Voambolana |
38 Haisoratra: mpanoratra |
Tsanganana sy sary iray takila |
39 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
Fivaditsoratra | 40 Lala, lala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |