|
|
|
|

Teny iditra1  lamoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] kily: atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"...
4  [1.1] Hazo madinika be tsilotsilony maniry amin' ny faritany maina any amorontsiraka, manome ilay voa fantatra amin' ny anarana hoe mokonazy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Bara, Sakalava] a small thorny tree with edible fruit similar in appearance and taste to a crab-apple. It is used in making rum, also as a medicine for lunacy
6  [1.7] a small fruit found in the south and west
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] fruit d'un arbrisseau dans le sud et l'ouest
8  [1.196] (de lamonty). Nom donné à des arbres ou arbustes à fruits comestibles, même lorsqu'ils ne sont pas épineux. Notamment :
Flacourtia ramontchi L'Hér. (Salicaceae). Le « prunier malgache ». Voir lamonty. [Sakalava]
9  [Tsimihety]
10  [Bara] Vaccinium emirnense Hook. (Vacciniaceae). La myrtille malgache, plus connue sous le nom de voaramontsina. [Bara]
(Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Le jujube. Voir aussi lamotifotsy. [Sakalava]
Capurodendron ankaranense Aubrév. (Sapotaceae) [Tankarana]
Fruit comestible. Bon bois d'oeuvre. Également appelé hazobe. [Sakalava]
Voambolana  11  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  12  kily, madilo, madiro, voamatony
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  itolam, lamoty, matilo, mitola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31