Teny iditra (1/4) | 1 lemaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Marin-tampona: Tany lemaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) |
Ohatra |
5 Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472] 6 Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/4) | 16 lemaka |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay 19 [1.13] velaran-tany mitovitovy tantana |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.7] flat land |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3] terrain plat, plaine 22 [1.8] terrain plat 23 [1.13] plaine |
Ohatra |
24 Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5] |
Voambolana |
25 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 28 tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 31 lemaka |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
33 [1.13] velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka |
Fanazavàna teny frantsay |
34 [1.13] plan |
Voambolana |
35 Matematika: rafitsary |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 52 Lemaka |
Singan-teny | 53 lemaka |
Sokajin-teny | 54 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
55 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 56 alemak, lamake, lemaka, Lemaka, malake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |