Teny iditra | 1 lohataona |
Singan-teny | 2 loha, taona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] springtime |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] printemps |
Ohatra |
7 fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69] 8 fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245] |
Voambolana |
9 Fotoana 10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 11 fahavaratra, fararano, ririnina |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny lohataona io |
Fivaditsoratra | 15 halotoana, lohataona, notalahoa, talahonao, talohanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |