Teny iditra (1/2) | 1 mafana |
Fototeny | 2 fana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] warm, hot |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] chaud; qui a chaud |
Ohatra |
7 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470] 8 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny mafana io |
Teny iditra (2/2) | 31 Mafana |
Singan-teny | 32 mafana |
Sokajin-teny | 33 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
34 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 35 afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |