Teny iditra | 1 mafy |
Fototeny | 2 hafy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#404] hard, difficult, firm, strong. 6 [1.7] hard, firm; difficult |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#416, 1.8] dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable 8 [1.3#416] fort, ferme, solide, inébranlable qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux 9 [1.8] solide, résistant; difficile |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 17 malemy |
Mpanahaka | 18 maozatra, komatry, matanjaka, tomady, avy aina, be aina, matomboka, hozatina, vokenana, fonetana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 46 Ohabolana misy io teny mafy io |
Fivaditsoratra | 47 afim, AMIF, fima, mafi, mafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |