Teny iditra | mahagaga (gaga) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | wonderful ¶ to produce wonder, to make astonished [Richardson 1885] | ||||||||||||
astounding ¶ to astound [Hallanger 1973] | |||||||||||||
Fandikana frantsay | admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [Abinal 1888] | ||||||||||||
qui étonne, surprenant [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | Mahagaga (maha, gaga) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||||||||||
Haianarantany | maha, gaga | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |