Teny iditra (1/4) | 1 mamo |
Fototeny | 2 hamo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy 5 Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 drunk; disgusted; tired out [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 ivre; dégoûté; épuisé [1.8] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 Mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mamo io |
Teny iditra (2/4) | 19 mamo |
Sokajin-teny | 20 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
21 sorena [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 22 mamo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 moka [Taisaka]
[1.78] |
Voambolana |
25 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (4/4) | 26 Mamo |
Sokajin-teny | 27 anaram-poko |
Voambolana |
28 Tantara: firenena |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 30 Mamo, mamo, Mamo, mamo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |