Teny iditra | 1 mamotraka |
Fototeny | 2 potraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#494] jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes |
Ohatra |
6 Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. [2.996#] 7 Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. [2.59#] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 12 manapotraka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mamotraka io |
Fivaditsoratra | 15 mamokatra, mamotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |