Teny iditra | manahirana (sahirana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ ¶ Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy ¶ Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to vex, to trouble; to annoy [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | vexer, ennuyer [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
embarrasser, préoccuper, donner du souci [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
troubler; gêner; occuper [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manahiràna (sahirana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahirana | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |