|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandamina
Fototeny  2  lamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
5  Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to arrange, to set in order [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Ohatra  8  Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [2.48]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  mandamìna
Fototeny  15  lamina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandamina
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  20  mandamina, mandamìna, mandamina, mandamìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20