|
|
|
|

Teny iditra1  manenona
Fototeny  2  tenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsodyfanindroany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to weave
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tisser
Ohatra  7  Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny manenona io

Fivaditsoratra  13  anenoman, manenona, namenoan, nanenoam, nanenoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02