|
|
|
|

Teny iditra1  maneso
Fototeny  2  eso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to scorn, to mock
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] mépriser, se moquer de
Ohatra  7  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Voambolana  8  Ontam-po
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsa-molotra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny maneso io

Fivaditsoratra  15  anosem, maneso, mañose, manose, masoñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08