Teny iditra | 1 mangataka |
Fototeny | 2 hataka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy 5 Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny 6 Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to beg [1.2, 1.7] 8 to ask [1.2] 9 to ask for something [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 demander; mendier [1.8] |
Ohatra |
11 Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558] 12 Koa mangataka olona aminao aho. [2.508] 13 Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 18 mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny mangataka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |