Teny iditra | 1 marika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina 4 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika 5 Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry 6 Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay 7 Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? 8 Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a sign or mark 10 a plan or drawing 11 arithmetic [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 signe ou marque [1.8] |
Ohatra |
13 Nisy marika hafa koa hitako. [2.472] 14 Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny marika io |
Fivaditsoratra | 36 kamira, karima, marika, mikara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |