|
|
|
|

Teny iditra1  maro foana toa tanam-poza
Singan-teny  2  maro, foana, toa, tanana, foza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14