|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  meloka
Fototeny  2  heloka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  crooked [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  courbe [1.3#233, 1.8]
Ohatra  7  ny hazo meloka aza tambinana; [2.69#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny meloka io

Teny iditra (2/4)14  meloka
Fototeny  15  heloka
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  guilty, criminal, sinful [1.2]
19  guilty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20  coupable [1.3#233, 1.8]
Ohatra  21  Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508#]
22  koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#]
23  Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48]
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny meloka io

Teny iditra (3/4)32  meloka
Fototeny  33  heloka
Sokajin-teny  34  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  35  tezitra [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  36  angry, displeased [1.2]

Teny iditra (4/4)37  Melòka
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  39  Malluch [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  40  Malluk [2.996]
Ohatra  41  Benjamina, meloka, Samariasa; [2.996#]
Voambolana  42  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  43  Toko sy andininy momba Melòka
Tsanganana sy sary iray takila  44  Fitanisana

Fivaditsoratra  45  lemoka, lomake, maloke, meloka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23