Teny iditra | 1 metaly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] metal |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] métal |
Voambolana |
6 Simia |
Mpanahaka | 7 mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamainty, halimo, volavelona, volafotsy, volamena, andriamby, taimby |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 atelim, elatim, lematy, metaly |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |