Teny iditra | 1 mifaly |
Fototeny | 2 faly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. 6 [1.7] to be happy, to rejoice |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] être heureux, se réjouir; se contenter |
Ohatra |
8 amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. [2.857#] 9 Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mibitaka, mipi-kelika, mihoby, miarahaba tena, mitaba, mitavana, mientan-kafaliana, mifalihavanja, miriaria, miriadriaka, mihavatravatra, mampandihy ampinga, mitsipy sandry |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mifaly io |
Fivaditsoratra | 17 family, filima, mifaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |