|
|
|
|

Teny iditra1  mifidy
Fototeny  2  fidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako
Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho
Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to choose
6  [1.2] to select, to prefer.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] choisir; élire
Ohatra  8  Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy [2.472]
9  nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471]
10  hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470]
11  Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny mifidy io

Fivaditsoratra  21  fidimy, midify, mifidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21