Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mifidy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andevolahy be lamosina, ka tsy mifidy zaza hobabena. [2.415 #503, 2.653 #173]
Ankizilahy be lamosina, ka tsy mifidy zaza hobabena. [2.558 #272] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui a l' échine forte : il ne choisit pas un enfant à porter. [2.415 #503] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas faire attention à la difficulté quand on peut faire un travail ou rendre un service. [2.415 #503] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Andevolahy mamahy reniomby, ka mamindra fo, fa samy haren' olona : ny omby "aza mifidy vilona", ny andevo "aza maka ny ratsy". [2.415 #511]
Andevolahy mamahy reniomby, ka mifamindra fo, fa samy haren’ olona: ny omby aza mifidy vilona, ny andevolahy aza maka ny ratsy. [2.653 #180] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave engraissant une vache : il faut qu' ils aient pitié l' un de l' autre, puisque tous deux sont des biens d' autrui ; que la vache ne choisisse pas l'herbe, que l'esclave ne ramasse pas d' herbe mauvaise. [2.415 #511] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les malheureux doivent s' entendre et s' entraider. [2.415 #511] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Andevo maro tompo, ka mifidy ny avo tokonana. [2.558 #212]
Andevo maro tompo: mifidy izay avo tokonana. [2.415 #536, 2.653 #172] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui est à plusieurs maîtres : il travaille d' abord pour celui qui est le plus riche. [2.415 #536] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aombilahy marangitra, tsy mifidy tany hiadiana. [1.147 #A102] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Atao mpisorona afo, dia tsy mandà ; atao mpaka kitay, dia tsy mandà ; atao mpitoto vary, dia mitoto ; ary hovonoina, dia maty rahateo ; hovelomina, dia izy mpanjaka no mifidy. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si on me condamne à entretenir le feu, je ne refuse pas ; si je dois aller chercher de la paille à brûler, j' obéirai ; si on me fait piler le riz, je le ferai ; si on veut me tuer, je suis déjà mort ; si on veut me conserver la vie, le roi est le maître. [2.415 #190] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de soumission du roi détrôné à son frère Andriamasinavalona. [2.415 #190] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza mifidy maka ny njola. [2.165 #1754, 2.653 #610] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne choisissez pas celle qui louche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S' emploie, par euphémisme, pour marquer qu' il ne faut pas de propos délibéré, choisir pour femme une personne qui a des défauts, n' importe lesquels. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Lakana tsy mifidy andriana, fa izay arendriny lena daholo. [2.558 #1685]
Lakana tsy mifidy andriana, fa izay rendrika lena avokoa. [2.415 #291] Lakana tsy mifidy andriana, ka izay rendrika lena avokoa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La pirogue ne connaît pas les princes : tous ceux qui coulent avec elle, sont mouillés sans exception. [2.415 #291]
Une pirogue ne connaît pas le souverain, et quand elle chavire, tous ceux qui y étaient sont mouillés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tous les transgresseurs de la loi, alors même qu'ils seraient princes, doivent être punis, car la loi est pour tous. [2.415 #291] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Mamba noana ka tsy Mamba noana, ka tsy Mamba noana, ka tsy tsy mifidy harapaka. [2.653] Mamba noana ka tsy tsy Mamba noana tsy Mamba noana tsy mba | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olon-doza tsy azo ivalozana ary tsy azo idifiana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Caïman affamé qu' aucun charme ou talisman ne peut arrêter. [2.415 #716]
Le concussionnaire et l' exacteur sont comme le caïman affamé dont la gueule n' est pas fermée par l' amulette. [2.415 #718] Sur un caïman affamé un charme n' a pas d' effet. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On appelait fanidy un charme qui était censé fermer la bouche du caïman. [2.415 #718]
Se disait des exacteurs et des bandits. [2.415 #716] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Marary manetsa, ka mifidy na haka kitay na hantsaka rano. [2.558 #2135]
Marary manetsa : mifidy na hantsaka na haka kitay. [2.165 #2000, 2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est malade au moment du repiquage: il faut qu' il choisisse s' il veut aller chercher de l' eau, ou aller chercher du combustible. Le travail est tellement pressant à ce moment-là, que personne ne doit rester à rien faire, pas même les malades. [2.165]
Malade à l'époque du repiquage du riz : il faut qu'il choisisse entre l' eau ou le combustible à aller chercher. [2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le travail presse. [2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Matokim-pitiavan’ ny maro, ka mifidy takona, maka mangina. [2.558 #2190, 2.653 #1686] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Mifidy tany malemy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Choisir une terre molle pour y planter sa bêche. [2.974 #485] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Ny fitia sora-damba ka samy mifidy izay tiany. [2.558 #3004] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ny lalana tsy mba mifidy, ary tsy mizaha tavan' olona, fa zaran' izay mahatana. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La loi ne fait acception de personnes : heureux ceux qui la gardent. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles prononcées par les souverains dans leurs discours au peuple. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | No mifidy, ka maka ny njola? [2.653 #2115]
No mifidy ka no maka ny njola? [2.558 #2810] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Omby tsy mandà fizara, hova tsy mandà Andriana. [2.558 #3443]
Omby tsy mandà fizara ; hova tsy mifidy andriana. [2.165, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un boeuf ne refuse pas ce qu' on lui donne; un Hova ne choisit pas son Souverain. [2.165]
Un boeuf ne refuse pas la ration qu'on lui donne ; un Hova ne choisit pas son souverain. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le mot Hova a deux sens: employé par les Européens, il désigne tous les habitants de l'Imerina, mais parmi les Merina il désigne les gent des castes libres qui ne sont pas nobles, donc la classe moyenne, entre les esclaves ("andevo") et la noblesse ("andriana"). C' est dans ce dernier sens, le sens propre, que ce mot est pris dans les proverbes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Oram-pahavaratra ( | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Raha izaho no mifidy mifantina dia ny lehibe no alaiko, fa ny kely fanifakifaky ny sasany. [2.558 #3586]
Raha izaho no mifidy, raha izaho no Raha izaho no mifidy, raha izaho no mifantina, dia ny lehibe no alaiko, fa ny kely fanifakifaky ny sasany. [2.165 #1427, 2.415 #676] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si j' avais à choisir, si je pouvais opter, je choisirais la grandeur, car les petits ne rencontrent que mauvais accueil et rebuffades. [2.415 #676]
Si je suis libre de choisir, je préfère être un grand, car les petits sont le rebut des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Toy ny mamba noana, ka tsy mifidy harapaka. [2.415 #739] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme le caïman affamé qui ne choisit pas sa proie. [2.415 #739] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne reculent devant rien pour faire le mal. [2.415 #739] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Tsy mety raha dia manao hoe : ny tiako no ahy. [2.558 #4588]
Tsy mety raha dia manao ny tiako no ahy. [2.415 #5417, 2.653 #3407] Tsy mety raha manao hoe : ny tiako no ahy, ka sady hifidy aho no hizara. [2.558 #4617] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' est pas permis de dire : ce qui me plaît sera pour moi. [2.415 #5417] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Tsy mifidy tany hianjerana toa Tsy mifidy tany hianjerana, toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui ne choisit pas l' endroit où il tombe, comme les pluies d' automne. [2.415 #3154, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Être prêt à tout. il. [2.415 #3154]
Se dit d' une personne qui ne craint pas d' entreprendre tout ce qui se présente. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Vidy ombalahin-dRazakandrianaina: tsy mividy ny mahavoa, fa ny mahay miala. [2.165]
Vidy ombin-dRazakandrianiaina : tsy mifidy ny mahavoa, fa ny mahay miala. [2.558 #4949] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Razakandrianaina achetant un taureau (de combat); il n' achète pas celui qui sait bien frapper, mais celui qui sait bien esquiver les coups. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Voahangy mifidy andriana. [2.415 #269] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est une perle qui choisit les princes. [2.415 #269] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des choses dignes du souverain ou des grands personnages, des choses de valeur, des récompenses. [2.415 #269] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||