|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikakakaka
Fototeny  2  kakakaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to laugh loudly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rire aux éclats
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, mitolakàka, mikikikiky, mitsikikikiky, mikanikany, mitsikanikany, mitokelaka, manao hehy ranovaky

Teny iditra (2/3)12  mikakakaka
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Bara] zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny

Teny iditra (3/3)15  mikakakakà
Fototeny  16  kakakaka
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikakakaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  ikakakakam, mikakakaka, mikakakakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08