Teny iditra (1/9) | 1 mine |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanosy]
adaladala |
Teny iditra (2/9) | 4 mine
![]() |
Sokajin-teny | 5 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.2] ahy |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.17] ahy, ko |
Teny iditra (3/9) | 8 mine
![]() |
Sokajin-teny | 9 anarana na matoanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.17] lavaka fihadiana harena ao anatin' ny tany 11 [1.17] mihady harena ao anatin' ny tany |
Voambolana |
12 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (4/9) | 13 mine
![]() |
Sokajin-teny | 14 anarana na matoanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.17] baomba afenina ao anaty tany na rano 16 [1.17] mametaka sy manafina baomba ao amin' ny tany na ny rano |
Voambolana |
17 Miaramila |
Teny iditra (5/9) | 18 mine
![]() |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.4] tany misy metaly, tany misy mineraly: Mine d'or (tany misy volamena) lavaka fihadiana metaly na mineraly: La mine s'éboula (nianjera ny lavaka fihadiana metaly) |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.66] foiben' akoran-javatra: Mine de fer (foiben' akoram-by) tobim-pitrandrahana akoran-javatra |
Voambolana |
22 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (6/9) | 23 mine
![]() |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.66] fototra, loharano: Une mine de documents (loharanon-tahirin-tantara) |
Teny iditra (7/9) | 26 mine
![]() |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.66] ati-pensilihazo: Porte-mine (tahon' ati-pensilihazo) |
Teny iditra (8/9) | 29 mine
![]() |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.4] vanja nalevina, lamina: La mine fit une brèche aux remparts (ny vanja nalevina nampisy nikoa ny manda) |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.66] vanja: Mine anti-char (vanja mpamotika tanky) |
Voambolana |
33 Miaramila |
Teny iditra (9/9) | 34 mine
![]() |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.4] tarehy, endrika, toetra : Elle a une jolie mine (tsara tarehy/endrika izy) ~ Il a la mine fière (mianjonanjona endrika/toetra izy) |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.66] endrika, tarehy: Garde-toi, tant que tu vivras, de juger les gens sur la mine (tandremo, aoka ise, raha mbola velona aina koa, tsy hitsara ny olona amin' ny endriny) |
Ohatra |
38 [2.150#77] Le conteur fait mine de prendre ici l'expression au pied de la lettre, puisqu'il s'agit dans le conte de marier un frère à sa propre sœur. |
Fivaditsoratra | 39 enim, mine |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |