Teny iditra (1/2) | 1 misarona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to have a lid on, to be covered |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être couvert, se couvrir |
Ohatra |
6 [2.470] Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. |
Fototeny | 7 sarona |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny misarona io |
Teny iditra (2/2) | 16 misaròna |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fototeny | 20 sarona |
Fivaditsoratra | 21 amorisan, amosiran, isaronam, misarona, misaròna, namorisa, namosira, nisaoram, norasaim, ranomasi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21 |
![]() |