Teny iditra | 1 mitombo |
Fototeny | 2 tombo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
mihalehibe; mihamaro 5 [1.1] Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to increase; to grow |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.13] croître 8 [1.8] augmenter 9 [1.13] pousser, grandir, se développer |
Ohatra |
10 mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 16 mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny mitombo io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |