|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsangana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsangana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy
Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso
Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana.
Ohatra  5  [2.470] mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Teny miisa 12 izay misy mitsangana
Tovy hevitra  11  manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mitsangana io

Teny iditra (2/2)13  mitsangàna
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsangana [Fitanisana]
Fototeny  15  tsangana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18 miantsanga, 19 mitsangàna, mitsangana, 20 tsimangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13