Teny iditra | moron > morona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The border, the brink, the edge [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le bord [1.8] | ||||||||||||
Bord, côte, rivage [1.196] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny morona io | ||||||||||||

Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196] | ||||||||||||
Anarana siantifika | Sorghum roxburghii | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Fivaditsoratra | manoro, morano, morona |
Teny iditra | moron > moro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
Bord - > abo, ila, olojiake, olotse, rira, soñe, tete Les deux ensemble, ceux qui sont ensemble - > arake, azo, haro, horo, inje, komba, nama, pitike, ray, sese, toboro, vorovoro [1.68] | |